|
|
|
|

Entry1  tsy latsa-danja noho ny
Root  2  tsy, latsaka, lanja, noho
Part of speech  3  locution
Examples  4  [1.38] Nefa nisy anankiray izay noheverina ho tsy latsa-danja noho ny andriamani-dahy.
5  [2.470] Rainitoandro tokoa no maty, fa ny fitsimbinan' ny tany ama-monina ny vady aman-janany dia mahatahotra an' Andriamanitra, fa mihoatra sy tsy latsa-danja noho ny fahavelony.

Updated on 2024/12/07